blumemangaankizy



Miarahaba anao tonga soa!

..Madainternational

Sehatra serasera momba an'i Madagasikara. Hitanao ato ireo vaovao samihafa, ny mombamomba an'i Madagasikara , ny toetrandro

..Madagasikara

Ny tanjona dia ny hahafahana mahafantatra bebe kokoa an'i Madagasikara. Ny zavamisy any antoerana,

ny feo avy aty ivelany ary araka ny maha sehatra serasera azy toerana koa hifanakalozankevitra.

Ialana tsiny raha toa mbola teny alemana no misy- raha toa ianao te ho mpikambana dia afaka misoratra anarana - maimaimpoana ny fisoraratana anarana ary afaka manampy anao aho- ho avy tsy ho ela ny teny gasy .

Ity sehatra ity no toa izao dia noho ny fiarahamiasa tamin'ireo namana maromaro

Mahazoa fahafinaretana

Ny mpandraraha

Madainternational

Fampatsiahivana:

Ireo sary rehetra hitanao eto dia voaaro (copyright) avokoa. Raha toa ianao te hampiasa azy ireo dia aza misalasala manantona ahy