




MADAGASIKARA
Ny momba azy
587041 km2 ny hangezany- 400km miala amin'i Kontinanta Afrika izy ary Canal de Mozambique no mampisaraka azy. Taloha dia nanana ala matevina i Madagasikara- ankehitriny dia eo amin'ny ampahafolony sisa tavela. Ny mahalany tamingana azy dia ny doro tavy sy ny filana hazo sy kitay. Ny fahantrana sy ny fiarovana ny tontolo iainana dia matetika tsy miaramizotra.
Ny Malagasy
Eo amin'i 19 Millionen Malagasy isika (vinavina 2008).
Malagasy dia sarotra faritana- Ny tarehy ny volo ary ny volokoditra dia manambara ny fihaviana avy any amin'i faritra maro (Asia, Afrika,..). Foko 18 no miso ao Madagasikara- Ny Merina, Betsileo, Sakalava no anisany betsaka an'isa indrindra. Ny teny malagasyno teny itenenana. Betsaka koa anefa ny tenimparitra.
...... tohiny
Ito misy Video nataon'i Betsileo tao www.dailymotion.com mamintina an'i Madagasikara.