




FOMBA AMAMPANAO MALAGASY
Ho fitiniko eto ny fomba amampanao malagasy
Razana
Ny teny "Razana"dia avy amin'ny teny idonezianina hoe "rajan"(izay midika hoe razana).
Ny razana dia izay rehetra maty (ankoatry ny zaza rano sy ny mpamosavy)
Razana. (Angamba ho tezitra i Mme Mina mpapianatra Malagasy ahy teny Andohalo raha misy raha diso soratako eto). Ny razana dia manana ny anjaratoerany lehibe. Zoro firarazana, Fadindrasana...etc dia mampiseho sahady fa miaraka amitsika amin'ny fiainana andavanandro izy ireo.
Didimpoitra
Miovaova araka ny fihavian'ny olona izy ity. Amin'ny foko hafa dia manana anjara toerana lehibe, amin'ny sasany kosa dia vita eny amin'ny hopitaly