




Mandehandeha mahita Raha - Madagasikara - Nosy mamiko
Taloha elatany, 270 Lavitrisa taona dia nizarazara ilay Kontinanta antsoina hoe Gondwanaland . Madagasikara dia tafaala t@ Kontinanta Afrika raha mbola tsy nisy toy izao ahitatsika azy izao ny zavamaniry sy ny biby. Nandritra ny taona maro dia nanaraka fiovana mahaleotena ny tontolon'ny biby sy ny zavamaniry.
Fitaterana
Raha hitety an'i madagasikara ianao dia afaka mampiasa ny fitaterana misy eo antoerana. Ho an'ny toerana tsy misy lalana dia matetika mampitohy i Air Madagaskar
Andro andehanana:
Tsara raha mitady andro tsara ahafahana mijery ireo valamboajanahary sy ny ala manodidina. Octobre ka hatramin'ny febroary matetika avy ny orana.