Zahatany..........
Hotel de luxe.....,
Ny ministry ny zahatany Harison Randriarimanana dia nilaza fa mikasa hanorona hotely any Madagasikara ny groupe Saabi Saabi hamaky (FR)
Aza vonoina ny akoho manatody.....,
Aza vonoina ny akoho manatody, nakarina 58 Euro ny Visa- Hasiana Tax ny vol interne..............
Hamaky...(FR)
Les Nouvelles (März 2008)
:
Tourista alemana.......1000 visa no nataoni Ambasady malagasy eto alemana t@ 2007. T@2005 dia 700 monja.
90% ny touriste dia maka ny visany eny Ivato.
Hamaky (FR)
