


MADAGASIKARA HARENA VOAJANAHARY
Mampiavaka an'i Madagasikara amin'izao tontolo izao dia ny harena voajanahary misy ao aminy.
Raha miresaka harena voajanahary dia matetika ny vatosoa sy diamondra no tena ao antsaina.
Hadino ny biby, hadino ny ala, hadino koa ny ny vorona sy ireo biby anaty ranomasina.
Ry zareo mpizaha tany dia mandany vola aminkarena mba hijery andry Ragidro, izay any Madagasikara sy Nosy Comore ihany no ahitana azy.
Raha toa ianao liana te hahalala misimisy kokoa ny ragidro, tanalahy ary ny bibilava dia arabaina tonga soa eto amin'ity takelaka ity.
Raha misy fanampiana na fanakianana tianao alefa dia mnorata aty amiko.
Mia